· Oktobra, 2010

Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Oktobra, 2010

Pakistan: Mijanona ho zava-miafina ny raharaha Dr. Aafia Siddiqui

  08 Oktobra 2010

“Ny vokatry ny fitsarana nataoko dia voaheloka higadra mandritra ny 86 taona i Dr. Siddiqui,” (noho ny saika namonoany manamboninahitra amerikana iray tany Afghanistan) hoy ny mpitsara Richard Berman, miasa ao amin'ny lapan'ny fitsarana an'ny distrika any Etazonia ao amin'ny fitsaram-paritry Manhanttan ny 23 septambra 2010. Ilay teratany avy any...