Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Septambra, 2016
Kashmir: Fetra Iafaran'ny ‘India Nomerika’

Maharitra ela izany roa volana tsy misy aterineto izany. Ho an'ireo Kashmiris, tsapa bebe kokoa ho fanasaziana tambabe ny tsy fisian'ny aterineto fa tsy fepetram-piarovana.
Tandremo Ry Mpanaratsy Bikan'olona: Tsy Hiraharaha Izany Intsony Ireto Vehivavy Pakistaney Ireto
"Manaiky ny vatantsika manokana indray isika, ary manana ny volon-koditra antsika manokana. Ampy antsika izay, ampy ahy izay."