Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Desambra, 2022
Nosakanana nandritra ny fotoana fohy ny YouTube tao Pakistan nandritra ny fihetsiketsehana politika nataon'ny PM teo aloha
Taorian'ny fanakanana ny lahatenin'i Khan tamin'ny fahitalavitra alaina amin’ny zanabolana, toa miezaka manakana ny fampielezan-keviny mba tsy ho re amin'ny aterineto ihany koa ny governemanta.