Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Mey, 2011
Pakistana : Fipoahana nisesisesy tao amin'ny tobin'ny tafika tao Karachi
Re izao fa nisy ny fipoahana nisesisesy tao amin'ny Tobin'ny seranan'ny tafika an-dranomasina tao Pakistana ao Karachi, teo amin'ny manodidina ny amin'ny 11 ora alinateo ny 22 mey 2011. Ny P.N.S....
Pakistana : Nampiova ilay toeram-pisotroana kafe ny fahafatesan'i Ben Laden
Nitondra hafaliana tsy ho an'i Etazonia sy ny filohany Barack Obama ihany fa koa ho an'ny mpandraharaha sasany ao an-toerana ny fahafatesan'i Oussama Ben Laden tao Abbottabad, ao Pakistan. Coffity, toeram-pisotroana kafe...
Pakistana: Fanehoankevitra Noho Ny Fahafatesan'i Osama Bin Laden
Efa ela talohan'ny kabarin'ny Filoha Amerikana Obama no niraraka tao amin'ny twitter ny vaovao fa hoe maty i Osama Bin Laden ary efa nanapaingotra izay vaovao izay daholo ny mpampahalala vaovao rehetra. Tsy ela ny tontolon'ny twitter dia nanomboka nipoaka noho ireo bitsika avy amin'izao tontolo izao. Ny marina dia nanomboka naneho hevitra voalohany tao amin'ny twitter ry zareo Pakistane nandritra ny fanafihana ny toerana namaharan'i Bin Laden.
Pakistan: Fitantarana mivantana an-tsiokantsera ny fahafatesan'i Osama bin Laden tany Abbottabad
Mpisera Twitter iray, Sohaib Athar, izay misioka antsera amin'ny anarana @ReallyVirtual, no mitantara antsiokantsera ny fanafihana, sy ny fihetsehampony ihany koa.Toy izao ny fitantarany: