· Desambra, 2011

Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Desambra, 2011

Pakistana: Ny fahafatesan'i Nusrat Bhutto

  15 Desambra 2011

Nisaonana nanerana ny firenena ny fahafatesana vao tsy ela an'' i Nusrat Bhutto, vehivavy voalohany ary koa vadin'i Zulfiqar Ali Bhutto. Nambara tamin'ny fomba ofisialy fa andro tsy iasana izany mba ho mariky ny fisaonana , izay niteraka onjana fihetseham-po teo amin'ny mpisera Twitter manontany ny tena hevitra ambadik'ity hetsika ity.