Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Novambra, 2019
Efa azo idirana ao Pakistàna amin'izao fotoana izao ny pejy Facebook an'ilay Tarika Revolisionera Laal . Hooray ve? Tsy tena mbola izay.

Ny famahàna ny fibahanana ny Laal dia tolona bitika monja ihany nahazoana fandresena tao anatin'ny tena ady iray goavana izay isika no resy