Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Janoary, 2016
Mpanonta Nanivana Lahatsoratra Iray Hafa An'ny New York Times, Mitondra Fanazavana Momba Ny Kabary Nafenina Mahakasika Ny Tontolo iainana
"...io toerana banga/fotsy ao anaty gazety io miteny betsaka momba ny toedraharaha iainanay sy anoratanay eto Pakistàna ankehitriny."
Fanantenan'ny Indiana Sy Pakistaney Hiala Amin'ny Fifandrafiana Ho Any Amin'ny Finamanana
"Firenena mpirahavavy i India sy Pakistan. Betsaka ny zavatra iombonana. Tsara kokoa ho an'ny rehetra i India-Pakistan tafaray :)"
Ny Toeran'ny Pakistaney Amin'ny Fahatapahana Ara-Diplaomatika Eo Amin'i Arabia Saodita Sy i Iran
"Tokony hiaraka amin'i New Zealand isika amin'ity adi-hevitra hoe Iran sa Saodita ity. Maka ny toerana lavitra indrindra amin'ity resaka ity."