· Jona, 2017

Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Jona, 2017

Pakistana: Avelao Hanidina Ireo Papango

  11 Jona 2017

Noraràn'ny Fitsaràna iray tao Lahore ny fampanidinana papango ao amin'ny faritanin'i Punjab (Pakistana) tamin'ny 2005, fa hoe lalao mampidi-doza, ary nanaisotra ny haravoan'ny maro manoloana ireo lanonan'ny Basant. Tsapan'ireo mpitoraka bilaogy sasany fa ny fametrahana fepetra sy fampanarahan-dalàna entitra no tokony atao fa tsy ny fandraràna mba hanenana ireo loza.