· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Janoary, 2008

Azerbaijan: Izay Benazir Bhutto ve?

  05 Janoary 2008

Manahy fampitandremana tamin'ny famonoana an'i Benazir Bhutto ao Pakistan i Marilisa Lorusso's blog . Ao Azerbaijan, ohatra, noho ny fikisahana tsikelikely ho amin'ny firoboroboan'ny fivavahana silamo mahery fihetsika dia zara raha nisy ny adihevitra ny amin'izay mety ho tompon'andraikitra hafa tamin'ny famonoana iny tany an-toerana.  Onnik Krikorian