Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Janoary, 2018
Mitaky Ny Rariny Ho An'i Zainab, Ankizivavy 7 Taona Voaolana sy Novoina ho Faty Tao Kasur ny Pakistaney
Mahatonga ny vahoaka ao Pakistan hangataka fitsarana haingana sy sazy sahaza ho an'ny nahavita heloka ny fakàna an-keriny, fanolanana sy famonoana zazavavy iray fito taona tao Kasur, Pakistan.
Sivy no Maty ary Maro ny Maratra tao Amin'ny Fiangonana Kristiana Iray tao Queta, Pakistana
Nisy baomba nipoaka teo ambavahadin'ny Fiangonana Metôdista Betela Fahatsiarovana tao Pakistana ny Alahady 17 Desambra 2017. Nitranga io fanafihana io raha mbola teo avokoa ny mpino, ka nahatonga fahafatesan'olona sivy sy faharatran'olona maherin'ny 50.
Pakistana: Raiso ny Fiadiana Ry Olom-Pirenena!
Miady amin'ny Taliban amin'izao fotoana izao i Pakistana ary miharatsy hatrany ny fandriampahalemana any amin'ny tanàna maro . Maneho hevitra ao amin'ny bilaogin'i Deadpan Thoughts momba ny andraikitry ny olom-pirenena...
Feo Avy Ao Azia Atsimo
Inona no malaza ao amin'ny bilaogy 2006 avy ao Azia Atsimo
#FindRaza: Fanentanana Amin'ny Media Sosialy Ho Amin'ny Fiverenan'ilay Mpikatroka Zon'Olombelona Pakistaney

Satria miandry ny fiverenany azo antoka ny fianakaviany, nanao fanentanana amin'ny media sosialy ny mpikatroka mba hanery ny manampahefana handray fepetra. Ny tenifototra #FindRaza no nampiasaina hitakiana ny famerenana azy.
Sompirana Tamin'ny Adim-Panafahan'i Bangladesh any amin'ny Bilaogy
Vakio ireo vaovao tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Bangladesh