· Septambra, 2013

Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Septambra, 2013

Bangladesh : Ireo Hetsi-Panoherana Tany #Shahbag

Efa nokotrehina am-polo taona maro ity fotoana ity. Mitaky ny hanamelohana ho faty ireo nanao heloka an'ady nandritra ny nanafahana an'i Bengladesh teo ambany vahohon'i Pakistana tamin'ny 1971 ireo olona an'hetsiny nameno an'i Shahbag, fihaonan-dàlana iray ao afovoan'i Dhaka renivohitra.

15 Septambra 2013