Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Marsa, 2019
Pakistana: Fanakanana ny Youtube tamin'ny ampahany
Nanome baiko ny mpamatsy tolotra aterineto ao amin'ny firenena mba hanakana ny fidirana amin'ny vohikala fifampizarana lahatsary YouTube noho ny filazana fa nampiseho lahatsary manevateva ny Manampahefanan'ny Fifandraisandavitra ao Pakistana (PTA).
Netizen report : Lohataonan'ireo Lalàna Manohitra Ny Heloka Bevava Atao Amin'ny Aterineto
Mipoitra manerana izao tontolo izao ireo lalàna momba ny heloka anaty aterineto, mianga any Ejipta ka hatrany Pakistana, mandalo an'i Tanzania. Mandritra izany fotoana izany, nataon'i Shina ho zavatra tsy ara-dalàna ny fampiasàna 'avatar mampiahiahy' ary ianjonan'i India kosa ny Facebook.