Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Desambra, 2007
Porto Rico, trinite sy Tobago, Pakistana: Fodiamandrin'i Bhutto
“Namelona ny aingam-panahiko i Benazir Bhutto. Nahery vaika izy. Nahery fo ihany koa. Sady tsara tarehy no nahay nihaingo ary tsy natahotaho-poana”: Izany no ambangovangon-tenina mpamahambolongana teraka Porto Rikana Liza Sabater...
Fodiamandrin’i Benazir Bhutto ao Pakistana
Nisy namono tamin’ny faha-54 taonany androany maraina nandritra ny fivorian’antoko Rtoa Benazir Bhutto. Nefa dia nolazain’ny haino aman-jery (fantsom-pampitam-baovao) indrindra fa ao Rawalpindi no toerana tsara aro indrindra sy feno...
Pakistana: fihetseham-po noho ny fahafatesan’i Bhutto
Nanaitra ny mpamaham-bolongana avy sy manoratra momba an’i Pakistana maro ny fahafatesan-dRtoa Benazir Bhutto. Raha azo lazaina ho mampiady hevitra ihany ny politikan’i Bhutto, dia teo amin’ny fotoana nanantenan’i Pakistana...