Nahomby ny ‘Diaben'ny Aurat’ nokarakarain'ny vehivavy tany Pakistan na dia teo aza ny fandrahonanaNatao tany amin'ny tanàndehibe Pakistaney samihafa ny diaben'ny vehivavy Mpanoratra R Umaima Ahmed Nandika Liva Andriamanantena22 Janoary 2021
Mpianatra voasambotra tany Balochistan noho ny fitakiana ny fahazoana miditra amin'ny aterineto Tsy misy amin'ny toerana maro any Pakistan ny tolotra 3G/4GMpanoratra R Umaima Ahmed Nandika Salohy Randriafanomezantsoa21 Janoary 2021
Fanatanterahana ny fanafahana an'i Kaavan, ilay elefanta manirery indrindra manerantanyHafindra tsy ho ela any amin'ny toerana masina any Kambôdza i Kaavan Mpanoratra R Umaima Ahmed Nandika Liva Andriamanantena14 Janoary 2021
Nanome baiko ny fananganana indray ny tempoly Haindò noravan'ny andian'olona notarihin'ny mpitondra fivavahana Miozolomana ny Fitsarana Tampony ao PakistanMpitondra fivavahana iray ao amin'ny antoko JUI(F) no voasambotra Mpanoratra R Umaima Ahmed Nandika Liva Andriamanantena13 Janoary 2021