Tantara mikasika ny Syria tamin'ny Aogositra, 2018
Vehivavy efatra malaza tamin'ny revolisiona Syriana

Ny iray maty tany am-ponjan'ny Syriana, roa maty tany am-pialokalofana, ny hafa mbola tsy hita popoka. Mihantsy antsika tsy hanadino ny tantara manokan'ireo vehivavy Syriana efatra.
Libanona: Arabnet niady hevitra momba ny hoavin'ny Aterineto Arabo… amin'ny teny Anglisy
Fihaonambe teknolojika natao tany Beirota ny 25-26 Martsa 2010 ny Arabnet 2010. Ity no fihaonambe iraisampirenena voalohany tamin'ny indostirian'ny Aterineto Arabo, izay nihaonan'ireo mpanapa-kevitra avy any Afovoany Atsinanana, Eoropa ary avy any Silicon Valley mba hiresahana ireo fironana farany sy ireo varavarana manomboka misokatra.
Safa, 30 taona, Mananotena, Mitantara Amintsika Ny Fifindrany Monina Tao Siria

"Tadidionareo ny tantarako. Safa no anarako ary 30 izao no nahaterahako. Noroahana niala tamin'ny fonenanay izaho sy ireo zanako telo. Irery aho ankehitriny, malahelo ary ketraka."