Tantara mikasika ny Syria tamin'ny Febroary, 2009
Angaredon’ny mpamaham-bolongana Arabo manohitra ny Jodaisma ao Jerosalema
Nesorin'ny fitondra-panjakana israelianina ny mponina Arabo ary narodan'izy ireo ny tranony tao Jerosalema, tsy handalo fotsiny ity raharaha ity ho an'ny mpitoraka bolongana. Niantso ny mpitoraka bolongana iray hafa mba hanendry herinandro iray hanipazana bolongana mahakasika an'i Jerosalema.