Tantara mikasika ny Syria tamin'ny Aogositra, 2016
‘Te-hanao Antso Avo Amin'ilay Dokotera Ao Anatin'i Assad Aho': Hafatry Ny Siriana Iray Mpitsabo Taorian'ny Nitsidihany An'i Alep
Ezahan'i Dr Sahloul ny manao antso avo amin'ilay mpiara-mianatra aminy fahiny ho mpitsabo, Bahar Al Assad, mba hampitsahatra ny famonoana.
Nametraka Vanja Milevina An'arivony Anaty Karazan-Javatra Tao Manbij Ny ISIS Talohan'ny Nandosirany
"Hita any anaty harona misy tongolo lay sy tongolobe, tohatra ary koa vato tena izy manerana ny saha ny vanja milevina navelan'ny ISIS."
Nasehon'Ireo Atleta Mpitsoa-Ponenana Fa manan-Javatra Maro Omena Ry zareo Na Teo Aza Ny Tantara Mampalahelo Nodiaviny
Sariohatra iray matanjaka nandritra ny Lalao ny ekipan'ny mpitsoa-ponenana.
‘Mpisatroka Fotsy’ ao Siria Nanavotra Aina Maro, Voatondro Hahazo Ny “Loka Nobel Ho An'ny Fandriampahalemana”
Ao anatinà fifandirana izay maro loatra no nisafidy ny herisetra, mifoha isanandro ireo Mpisatroka Fotsy mba hamonjy ireo aina ezahan'ireo hafa alaina mafy
Ao Aleppo, Maka Razana Avy Amin'ny Korotam-Bato Isan'Andro ny Mpanolotena ‘Satro-Potsy’
"Rehefa mahita olombelona mangirifiry ianao dia mila manao zavatra hanavotana azy ireny."
Milisy Sivily Nofanin'i Rosia “Vonona Hiady Amin'ireo Mpitsoaponenana” Any Amin'ny Sisintany Iraisany Amin'i Bolgaria
Fanehoana lehibe ny fitomboan'ny tsy fitiavana vahiny any Bolgaria ny fisian'ireo milisy sivily mpihaza mpitsoaponenana manamorona ny sisintanin'ny firenena . Hatreto, mangina tanteraka mikasika ilay olana ireo manampahefana.