Tantara mikasika ny Syria tamin'ny Desambra, 2019
‘Te hiaina izahay': an-tapitrisany ireo Siriana ampijalian'ny hanoanana sy ny hetaheta ao Yarmouk natao fahirano
Nampiantrano Palestiniana mpitsoaponenana 160.000 ny tobin'i Yarmouk taloha. Ankehitriny, 18.000 sisa no mipetraka ao amin'ilay toby natao fahirano. Tapaka ny rano, mahavery fanantenana ny toedraharaha iainan'izy ireo.