· Febroary, 2010

Tantara mikasika ny Syria tamin'ny Febroary, 2010

Syria: mbola any amponja ny mpanao gazety Maen Akel

  09 Febroary 2010

Maen Akel, mpanao gazety Syriana iray , voasambotra ny 11 Novambra 2009 ary ny sampam-pitsikilovana Syriana no nanao izany tany Damas. 48 ora latsaka taorian'ny fisamborana azy dia voaroaka tamin'ny asany tao amin'nygazetim-panjakana iray, Al-Thawra ihany koa izy. Mbola tsy fantatra ny tena antony nisamborana azy.