Tantara mikasika ny Syria tamin'ny Novambra, 2010
Syria: Filazana mikasika lalàna vaovao momba ny fanontàna anaty aterineto
Tonga amin'ny dingana farany amin'ny fanekena azy izao ny lalàna vaovao iray momba ny e-publishing (fanontàna amin'ny aterineto) any Syria. Nahazo fandrakofana bebe ihany ity lalàna ity hatramin'ny nanombohan'ny fandrafetana...