Tantara mikasika ny Syria tamin'ny Janoary, 2022
Afa-po tamin'ny fanamelohan'ny fitsarana alemà ilay tompon'andraikitra tao amin'ny sampa-pitsikilovana teo aloha ireo Syriana tafita velona tamin'ny fampijaliana
Meloka tamin’ny famonoan’olona miisa 30 mahery i Raslan, sy tamin’ny fampijaliana olona an'arivony teo anelanelan'ny taona 2011 sy 2012, fony izy lehiben’ny fanadihadiana tao amin'ny fonja iray malaza ratsy.