Tantara mikasika ny Syria tamin'ny Marsa, 2019
Lalam-pahafahana sarotra nodiavin'ny Syriana iray
Sambany izahay nandritra ny taona maromaro nahita làlana tsy simban'ny balafomanga, sisin-dalana tsy misavovon'ny fako ary ny rindrina tsy voakitiky ny ady
Jordania: “Mampody an'i Raad” avy any Syria
Natsangana amin'ny aterineto ny hetsika hanerena ny manampahefana Syriana hamotsotra ilay Jordaniana Raad Kawar, izay nogadraina nanomboka ny 19 Aprily.
Raha Toa Ka Mametraka An'i Siria Ao Anatin'ny Lisitra Fotsy, Mbola Sakanan'ny Linkedin Hatrany Kosa Ireo Mampiasa Aterineto Any Sodana!
Taorian'ny nanakanan'ny Linkedin, ilay tambajotra sosialin'ny fandraharahàna, ireo mpampiasa Aterineto tany Siria ary avy eo namela azy ireo indray sady niala tsiny (toy ny notaterin'ny ArabCrunch.), voamarina fa mbola tsy afaka miditra amin'ny Linkedin ireo mpampiasa Aterineto any Sodàna (firenena Afrikana Arabo ), izay nosakanan'ny Linkedin efa volana maro lasa izay
Syria: Bilaogera voasambotra, mpanao gazety tsy hita
Nandritra ny famoretana ny hetsi-panoherana tao Daraa, Syria, mpanao gazety iray no voalaza fa tsy hita, raha bilaogera iray kosa no voalaza fa voasambotra fotoana fohy taorian'ny namotsorana azy tamin'ny fisamborana teo aloha.