Tantara mikasika ny Syria tamin'ny Mey, 2015
Digital Citizen 2.8 (Olom-Pirenena Nomerika)
Ny Digital Citizen dia jeritodika fanao in-droa isan-kerinandro amin'ireo vaovao, politika ary fikarohana momba ny resaka zon'olombelona any amin'ny tontolo Arabo. Ity boky ity dia mijery ireo famoretana atao ao Kaoety, ny fanafihana DDoS tao Libanona, ary zavatra maro hafa.