Tantara mikasika ny Syria tamin'ny Febroary, 2019
Syria: Avotsory i Razan Ghazzawi

Nosamborin'ny manampahefana Syriana androany i Razan Ghazzawi, bilaogera ao amin'ny sisintany Syriana sy Jordaniana. Niteraka tsikera sy fahatezerana teo amin'ireo bilaogera sy mpikatroka manerantany, izay nitaky ny famotsorana azy tsy misy hatak'andro ny fisamborana a'ni Razan.
Naverin'ny LinkedIn ny tolotra ho an'ireo mpiserasera Syriana

Ny herinandro lasa teo, namoaka ny vaovao ny Global Voices Advocacy fa nesorina tamin'ireo mpiserasera Siriana ny tolotra LinkedIn.
Syria: Nosakanan'ny Linkedin ireo mpiserasera Syriana!

Nitatitra (rohy amin'ny teny Arabo) ny bilaogy AnasOnline fa nosakanan'ny Linkedin (AC Group eto) tanteraka ireo mpiserasera Syriana rehetra.
Nakaton'i Syria indray ny Facebook

Araka ny filazan'ny Al Quds Al Arabi, mikasa ny hamerina indray ny fandraràna ny Facebook i Syria taorian'ny fandraràna voalohany ny tranonkala tambajotra sosialy tamin'ny volana Novambra 2007. Nilatsaka taorian'ny Facebook namela ireo mponina ao Golan Heights hanamarika ny firenen'izy ireo ho Isiraely izany.