· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Syria tamin'ny Desambra, 2018

Serbia: Misafidy, na i Tadic na i Nikolic

  12 Desambra 2018

Bilaogera Serba maro no manohana an'i Tadic sy ny fifandraisana akaiky kokoa eo amin'i Serbia sy ny Firaisambe Eoropeana, ary manohitra ny politika nasionalistan'i Nikolic. Ny sasany kosa anefa diso fanantenana amin'ny politikan'i Tadic nandritra ny fitondrany teo aloha ary mino fa nampahery ireo radikaly izany.