· Jolay, 2014

Tantara mikasika ny Syria tamin'ny Jolay, 2014

“Miaraka Aminao i Syria, Ry Gaza”

  23 Jolay 2014

Hatramin'ny poeta ka hatramin'ny mpikatroka avy ao afovoan'i Aleppo, izay tsy mitsahatra ny midaroka ny baomba, dia tsy miova ny fihetsiketseham-piraisankina Syriana-Palestiniana. Manana ny tantara i Syria Untold.