Tantara mikasika ny Syria tamin'ny Febroary, 2016
Nahoana Ny Olona Ety Anaty Aterineto No Miantso An'i John Kerry Ho “Jiolahimboto” ?
Raha nanomboka ny 29 Janoary ny kaonferansa Geneva 3, an'aliny koa ireo bitsika nampiasa ny tenifototra #KerryTheThug (kerry_Jiolahimboto) hanamelohana ny fanehoankevitry ny sekreteram-panjakàna Amerikàna momba an'i Siria.