Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Septambra, 2018

Tantara mikasika ny Syria tamin'ny Septambra, 2018

25 Septambra 2018

Ao Syria, mampiasa ny zavakanto ho toy ny fitaovam-piadiana ny mpanohana ny fitondrana 

"Hatramin'ny andro niandohan'ny revolisiona, nanindrahindra sy nanandratra ny fanjakana miaramila ny fitondrana Syriana. "

17 Septambra 2018

Miandry fa… Syriana mpifindramonina ao Libanona

Dimy volana niandrasana, nahazo antso ihany i Abu Adel: "Miala tsiny amin'ny fahatarana, fa tsy nanaiky ny dosienao i Frantsa." Efa ho herintaona aty aoriana, mbola eo am-piheverana izay famindra-ponenana azy any amin'ny firenen-kafa ny fianakaviana.

Atrikasan'ny Bilaogera Arabo : Ny fanehoan-kevitra tao amin'ny Twitter ny andro voalohany

Raha nanatona ny fiafarana ny andro voalohany tamin'ny Atrikasan'ny Bilaogera Arabo Faharoa izay fanao isan-taona dia nojerena ny fomba fijerin'ny mpandray anjara nandritra ny tontolo andro mba hamantarana ny zavatra azony sy ny fihetseham-pony.