Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Brezila : Andro Iraisam-Pirenena natokana Hitaingenana Bisikleta (tsy) Am-pitanjahana

Noraràna ny fitanjahana tamin'ny fankalazana ny Andro Iraisam-Pirenena natokana Hitaingenana Bisikleta Am-pitanjahana na “World Naked Bike Ride” (WNBR), any São Paulo, tany Brezila :

De acordo com o tenente da PM que estava cuidando da manifestação, a ordem era prender quem exibisse a genitália.

Ou seja, protesto tudo bem… mas pelado não…

Engraçado como no país do carnaval, onde todo ano há mulheres peladas em rede nacional de televisão durante 3 dias seguidos, o povo fique chocado com nudistas andando de bicicleta.

“Araky ny fanambarana nataon'ny Lietnà mpitandro ny filaminana izay nisafo izany hetsika izany, dia nahazo baiko ny hisambotra izay rehetra mampiharihary ny fitaovam-pananahany izy.”
Izany hoe raha aravona, azo tanterahina ilay hetsika … fa tsy mahazo mitanjaka kosa …”
Ny zavatra mampiomehy anefa dia aty amin'ny tanindrazan'ny Karnavaly, isan-taona dia ampiharihariana vehivavy mitanjaka amin'ny fahitalavi-pirenena mandritra ny telo andro maninjitra, izao ambara fa tafintohin'izay mpitaingina bisikleta mitanjaka ny firenena.”

Notaterin'ny vohikala br.br101.org [pt] fa olona iray no nosamborina.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.