Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Pôrtigalasfera : Ny avotrain'ireo zaza

Vao tsy ela no napariaka ny taham-pahafatesan'ireo zaza latsaky ny 5 taona ny UNICEF. Isan'ireo tsoakevitra napoitran'izany tatitra izany ny hoe i Angôla, i Guinea Bissau, i Môzambika, Saô-Tôme sy Principe, Timôr Atsinanana sy Cap Vert dia samy manana taham-pahafatesan'ny ankizy izay manoatry izay heverina ho tokony ho izy, i Brezila heverina ho manana ny taha antonotonony, ary Pôrtigala irery no hany azo heverina ho mizotra miaraka amin'ny taha tandrify ireo “firenena mandroso” [amin'ireo firenena izay miteny Pôrtigey]. Vakio [amin'ny teny Pt] any amin'ny Timor Lososae Nação ny tatitra.

[FANAMPIM-PANAZAVANA : Blaogasyfera no enti-milaza ny fiaraha-monin'ireo blaogy rehetra miteny Malagasy sy mikasika an'i Madagasikara na akaiky na lavitra. Ny Pôrtigalasfera [Lusosphere] dia fiaraha-monin'ireo miteny Pôrtigey, Lusitanie no anarana hafan'i Pôrtigala]

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.