Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Desambra, 2018
Fanehoan-kevitra avy amin'ireo bilaogera Afghana momba ny “diarin'ny ady” tao amin'ny Wikileaks
Toa tsy dia henoheno taorian'ny tatitra miaramila tafaporitsaka nivoaka tao amin'ny Wikileaks ireo bilaogera nanoratra tamin'ny teny Dari. Ireto ny fanehoan-kevitra nataon'ireo bilaogera Afghana roa.
Antsafa nifanaovana tamin'i Sherwin Noorian, mpiara-manorina ny Farsi Tube
(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Farsi Tube na You Tube Iraniana izay natomboka tany Etazonia tamin'ny faran'ny taona (2006), dia nahasarika mpitsidika miisa 3.000 isan'andro, hoy ny mpiara-manorina azy, Sherwin Noorian. Amin'ny andavan'andro dia mety hitombo 7.000 ny isan'ny mpitsidika izay tonga hijery ny...
Serbia: Misafidy, na i Tadic na i Nikolic
Bilaogera Serba maro no manohana an'i Tadic sy ny fifandraisana akaiky kokoa eo amin'i Serbia sy ny Firaisambe Eoropeana, ary manohitra ny politika nasionalistan'i Nikolic. Ny sasany kosa anefa diso fanantenana amin'ny politikan'i Tadic nandritra ny fitondrany teo aloha ary mino fa nampahery ireo radikaly izany.
Ahoana ny nanovan'ny manampahefana ao amin'ny seranam-piaramanidin'i Bangladesh ny fihetsiky ny vahoaka tamin'ny alalan'ny YouTube
Ñoho ny ezaka tamin'ny fampiasana ny YouTube sy Facebook, dia nahavita nampihena ny tahan'ny heloka bevava sy afa-nanampy ny mpandeha tao amin'ny seranam-piaramanidina lehibe indrindra ao Bangladesh ny manampahefana ao aminy.
Ho Voatarika anatin'ny ‘Ozon'ny Trano Manaka-danitra ve i Sina?
Amin'ny 2022, hahatratra 1.318 ny isan'ireo trano manaka-danitra ao Sina raha 563 kosa ny any Etazonia. Saingy araka ny voalazan'ny petrakevitra iray, matetika dia ny andro mialoha ny faharavan'ny toekarena no hitsanganan'ireo tranobe avo indrindra eran-tany ireo....