(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Septambra 2012)
Tokony hihoatra an'i Etazonia i Sina amin'ny isan'ireo trano manaka-danitra. Araka ny voalazan'ny MotianCity, fikambanana mpanao fikarohana ao Sina, 470 ireo trano manaka-danitra ao Sina amin'izao fotoana, ny 332 amin'ireo an-dàlam-panamboarana ary ny 516 kosa mbola anaty vinavina. Amin'ny 2022, hahatratra 1.318 ny isan'ireo trano manaka-danitra ao Sina raha 563 kosa ny any Etazonia.
Ho fanampin'izay, ho resin'ny tilikambo mirefy 838 metatra amin'ny halavàna ao Changsha ilay tranobe avo indrindra (828 metatra) any Dubai rehefa tonga izany fotoana izany. Hahatratra maherin'ny 1.700 lavitrisa Yuan ny taotalim-bola miasa amin'ny fananganana trano manaka-danitra. Kanefa na misy aza ireo olompirenena Sinoa mankalaza ny fahavitan'ireo fananganana ireo, maro kosa no miasa saina amin'ilay ‘ozon'ny trano manaka-danitra’.
Araka ny tatitry ny Tondro momba ny Trano Manaka-danitra naroson'i Andrew Lawrence tamin'ny Janoary 1999, matetika dia ny andro mialoha ny faharavan'ny toekarena no hitsanganan'ireo tranobe avo indrindra eran-tany ireo. Miakatra ambony be ny fampiasam-bola amin'ny trano manaka-danitra rehefa manomboka mitotongana ny toekarena.

Shanghai Putong's skyline in 2009. Photo by Remko Tanis (CC: BY-NC-SA)
Ity ambany ity misy adihevitra voafantina momba ny tatitry ny Southern Metropolis [zh] (rohy maty) amin'ny tantaran'ireo trano manaka-danitra avy ao amin'ny fahana fanehoankevitry ny Sina Weibo [zh]:
热狗方包:这个是不可能实现的,因为10年后中国的经济已深陷泥潭而不拔。
热狗方包: Tsy eritreretiko ho tsy azo tanterahina ny [fijery ho eny amin'ny fara-tampon'izao tontolo izao]. Afaka folo taona, Hihosona anaty fotaka ny toekaren'i Sina.
美容瘦身研究会:这个不仅是浮夸风。如果不进行政治改革,将玩完。出口倒了,消费起不来,因为贫富严重不均,政府投资越多,腐败越多,效率越低。当年苏联垮掉,因为投资已占鸡的屁70%以上。
美容瘦身研究会:Tsy kolontsain'ny firobarobana fotsiny ihany izao. Raha tsy misy ny fanovàna ny pôlitikantsika, ho voaozona tsy hahomby ny firenena. Rehefa rodana ny fanondranana; mihena ny fanjifàna, miharatsy kokoa ny elanelana misy eo amin'ny mahantra sy ny manana, hitombo ny kolikoly sy ny fahafatesana antoka eo amin'ny fampiasam-bolam-panjakàna. Rehefa nirodana ny Firaisambe Sôvietika, 70% tamin'ny Harin-karena Faobe ny fampiasam-bolam-panjakàna.
你的六等星:1.7万亿投入到教育医疗基础设施社会保障给中国带来的利益是那些华而不实的大楼所不能比的,政府这都想不到吗?
你的六等星:Mafonja kokoa ny tombontsoa azo avy amin'ny fampiasana vola 1.700 lavitrisa raha nolaniana tamin'ny fampianarana sy ny fahasalamam-bahoaka fa tsy tamin'ny trano manaka-danitra. Maninona no tsy manao izany ny governemanta?
矿工菅井利羽:神经病,造更多高楼去让恐怖分子开飞机撞吗?中国又不是缺土地,欧美欧洲日本这种早已知道摩天大楼没什么用了、现在也就迪拜中国这种暴发户热衷于这种东西了,呵呵
矿工菅井利羽:Adala. Mametraka toerana ahafahan'ireo mpampihorohoro manafika antsika ve isika miaraka amin'ireo trano manaka-danitra marobe ireo. Tsy mahita ny trano manaka-danitra ho manintona ireo firenena mandroso rehetra ao Eoropa, Amerika ary Japana. Ireo firenena vao nanan-karena ihany, tahaka an'i Dubai sy i Sina, no mirobaroba amin'ny fananganana tilikambo tahaka izao.
D9只耗子:摩天大楼的疯狂建立是经济大萧条的征兆
D9只耗子:Fambaran'ny fitotonganan'ny toekarena atsy ho atsy ny firobarobana amin'ny trano manaka-danitra.
在田人:城市就像人的肌体,最重要的就是健康。一个城市健康与否,要看功能配套是否完善,看抵御天灾人祸的能力怎么样,看市民的综合素质和文明程度高不高?光是城市表面的奢华亮丽,一场暴雨、或大火、或瘟疫,就足以把她撕裂。比赛建高楼,谁最高兴?市民吗?
在田人:Toy ny taovan'olombelona ny tanàna. Ny Fahasalamana no lehibe indrindra. Miankina amin'ny fiasany sy ny fahafahany manohitra ny loza ary ny asan'ny olompireneny sy ny fomba fihetsiny, ny fahasalaman'ny tanàna. Sarontava marefo mora simban'ny oram-baratra na ny afo goavana na koa ny areti-mifindra ny toetsaina mirobaroba ananan'ity tanàna ity. Iza no faly amin'io hazakazaka trano manaka-danitra io? Ho faly amin'izany ve ny olom-pirenena tsotra?
裸奔—蜗牛:给几点建议:1,入口处放体重秤一把 2,请气象局严格监控刮风下雨,飞禽动向,以防某只鸟飞行中打瞌睡不小心撞上,造成严重后果。3,看门人,电梯工给双倍工资,因其是高危职业,随时有顶锅、进号子的危险。
裸奔—蜗牛:Sosokevitra vitsivitsy: 1. mametrà fandanjana eo anoloan'ny fidirana; 2. tokony hanara-maso ny rivotra sy ny orana ary ny fihetsiky ny vorona ny mpiandraikitra ny famantarana ny toetrandro, sao sanatria misy vorona matoritory mifotetaka amin'ny rindrin'ireo tranobe ka mitondra loza. 3. tokony hanome karama avo roa heny ho an'ny mpiambina varavarana sy ireo mpiasa mpikirakira ireo fitaovana fampiakarana, asa mampidi-doza avokoa ireo ary mety voatery hitaty ny fahadisoana rehetra ry zareo rehefa tonga ny loza.
飞上蓝天390:建的越高,人民越穷,倒的越快!
飞上蓝天390:arakaraka ny haavon'ny trano manaka-danitra ny fahantran'ny vahoaka, ary miankina amin'izay koa ny hafainganan'ny fianjeràny.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...