Tantara mikasika ny Fanampenam-bava tamin'ny Mey, 2023
Tatitry ny Unfreedom Monitor: Kazakhstan
Efa anaty tatitra iray izao ny valim-pikarohan'ny Advox momba ny tsirefesimandidy nomerika ao Kazakhstan. Vakio ny tsonga iray dia trohy ny pdf manontolo momba izany
Ity hira kiobàna malaza vaovao ity dia manainga ireo mpanakanto hiloa-bava hanohitra ireo mpitondra ilay nosy
Tsy mionona fotsiny amin'ny fiaretana am-pahanginana ny hirifiry ry zareo Kiobàna, fa mihira sy mandihy ihany koa amina tononkira manasa ny tsirairay hikatsaka ny fahalalahana efa notadiavin-dry zareo fatratra
Mikendry ny fanakanana ny fihetsiketsehana sivily ny lalàna miady amin'ny fampihorohoroana natolotr'i Sri Lanka
Mihamitombo ny tsy fitovian-kevitra ao Sri Lanka manoloana ny Volavolan-dalàna momba ny Ady amin'ny Fampihorohoroana (ATA), izay natao hanoloana ny Lalàna momba ny Fisorohana ny Fampihorohoroana (PTA) efa misy sy ny volavolan-dalàna miaraka aminy.