· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Janoary, 2008

Brezila: Ny politika amerikana

  11 Janoary 2008

Se você morasse nos EUA, qual seria sua posição sobre a guerra do Iraque, o casamento gay, a assistência médica, a política fiscal? “Raha mipetraka any Etazonia ianao, ahoana ny hevitrao momba ireto lohahevitra manaraka ireto: Ny ady any Iraka, Ny fanambadian’ny mitovy fananahana, ny fikarakarana ny fahasalamana, ny politikan-ketra...

Iran: Mpiandry revolisionera silamo sy i Hillary Clinton

  10 Janoary 2008

Haji Washington no manoratra [Fa], fa raha marina ny filazana fa nohantsian’ny mpiandry revolisionera iraniana tsy tamin’antony ny sambo mpiady amerikana dia tian-dry zalahy handresy an’i Obama izay i Clinton. Nolazain’ny mpamaham-bolongana ary fa raha nanaiky ny mahavondrona mpampihorohoro ny Mpiandry Revolisionera ramatoa tao amin’ny antenimeran-doholona, Obama kosa nitsikera an-dRtoa...