Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Aogositra, 2020
Amin'ny maha-Salvadoreana ahy, marika fiainana azo antoka i Etazonia ho ahy saingy rava izany ankehitriny

Mampisalasala sy mahavery fanantenana ho an'ireo mpifindra monina toa ahy ny fanavaozana tsy misy fitsaharana ny rafitry ny fifindramonina any Etazonia eo ambany fitantanan'i Trump.