Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Jona, 2016
Manangana Zavakanto Sy Mozika Tsy Ahafahany Mody Ny Ankohonana Syriana Iray Ao Etazonia
Tsy mbola nahateny ny Filoha Obama amin'ny fiangaviana hanaiky ny mpialokaloka Syriana. Saingy efa manana visa sady monina ao Etazonia, tsy amin'ny maha mpialokaloka fa amin'ny maha profesora ny Syriana sasantsasany.
Pôrtôrikàna No Ankamaroan'ireo Namoy Ny Ainy Tamin'ilay Vonomoka Tao Orlando
Misaona ny famoizana ireo hava-malalany maty tany amin'ny iray amin'ireo toerana malaza falehan'ny Pôrtôrikàna mifindra monina any Etazonia hikatsaka fiainana tsara kokoa ry zareo Pôrtôrikàna
Mampanantena Hamaly Fankahalàna Amin'ny Fitiavana Bebe Kokoa Ireo Miari-Tory Tao San Francisco Ho An'ireo Niharam-boinan'i Orlando
"Tsy amin'ny anaranay" hoy izy ireo. Vonona tsy hamela ity zava-nitranga (fanafihana) ity ho ampiasaina amin'ny fanaovana ho lasibatra bebe kokoa ny Silamo any Amerika sy manerana izao tontolo izao ny tsirairay tamin'ireo mpandray fitenenana..'
‘Misy Hatrany Foana Ny Fisehoana Endrika Miabo , Mahery Ary Mandrisika Ny Vehivavy Mainty Hoditra’
Nataon'ny mpanoratra fanadihadiana ilay mpanantontosa sarimihetsika Amerikana , manampahaizana sady mpikatroka, Beti Ellerson
Miteny Amin'Ireo Niharam-Boinan'ny Fitifirana Tany Orlando Ny Vondrom-Piarahamonina LGBTQ Ao Shina: Tsy Irery Ianareo
"Namana maro no tonga ary naneho ny fitiavany...Hitako nitomany ny olona rehetra, hitako ny mason'ny rehetra, aza mitomany ry malalako isany, aoka isika hahery, ary hifandray tànana."