Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Marsa, 2008
Tontolo iainana : Mpanao hatsikana Colbert momba ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano
Tim Hurst no manapariaka ao amin'ny blaogy ecopolitology lahatsary vitsivitsy ahitana an'i Colbert mankalaza ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano : Stephen Colbert celebrates World Water Day – the way only he could “Nankalaza ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano arak'izay fomba tokana azony natao i Stephen Colbert” Stephen Colbert dia mpanao...
Mamela hafatra momba ny op-ed nosoratan'ny prezidanta voafidy Serge Sargsyan sy ny mpisolo vava tao amin'ny parliamanta taloha Artur Baghdasarian, voatontan'ny Washington Post i Unzipped. Ity op-ed ity dia valin'ny op-ed anankiray nosoratan'ny lehiben'ny mpanohitra sy prezidanta taloha Levon Ter-Petrossian, natonta tao amin'io gazety io ihany.