Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Septambra, 2010
Italy: Herinandron'ny haino aman-jery sosialy any Milan sy eran'izao tontolo izao
Lanonana iraisam-pirenena nifangaroan-javatra maro, nihaonan'ny tanàna samihafa ny Herinandron'ny haino aman-jery sosialy ( 20-24Sept) izay natao hampifandray ny olona, ny votoatiny sy ny resadresaka manodidina ny fironana mipongatra ao amin'ny haino aman-jery sosialy sy fitaovana fitondra mandehandeha.
Mpamaham-bolongan'ny Global Voices manatrika ny vovonan'ny Firenena Mikambana momba ny tanjon'ny taonarivo
Four Global Voices bloggers are currently attending the United Nations Summit on the Millennium Development Goals in New York City (September 20-22). In their personal blogs and on Twitter, they are sharing their initial reactions from the Summit.
Kongo (RDC) : Radio Okapi, nandrombaka ny loka “Free Media Pioneer”
Ny 9 septambra 2010, ny Institut international de la presse (IPI) no nanolotra ny loka « Free Media Pioneer » [Mpitari-dalan'ny Media malalaka] tamin'ny Radio Okapi, radio an'ny Firenena Mikambana any...
Somonga nandritra ny fahatapahan'ny Facebook ny alakamisy teo
Facebook no valan-tserasera (tambanjotra sosialy) lehibe indrindra manerantany amin'ny fananany mpikirakira azy mihoatra ny 500 tapitrisa. Tapaka nandritra ny ora vitsivitsy ny serasera tamin'ny facebook ny 23 septambra 2010 noho...
USA sy Ghanà: Izay mainty fihodirana to-teny indrindra eo anivon'ny serasera “Twitter”
Ny mpiblaogy Abena dia manolotra rohy mitondra any amin'ny lisitr'ireo “mainty fihodirana 100 izay to-teny indrindra eo anivon'ny serasera “Twitter”“. Somary kivy anefa izy raha nahita fa toa anarana faheno...
Azia Atsimo: Ireo mpitoraka blaogy miresaka ny ‘Andro fandoroana Korany’
Tamin'ny herinandro lasa teo dia nahatonga resabe tany Etazonia sy eran-tany ny pastora Terry Jones noho ny fikasany hanao hetsika fandoroana Korany mba hanamarihana ny tsingerintaonan'ireo fanafihana ny 11 Septambra 2001. Indreto ny resak'ireo mpitoraka blaogy sasany avy any Azia Atsimo.
Ireo olona teratany sy ireo toeram-pitrandrahana any Kanada
Ny vondrom-piarahamonina vazimba teratany any Amerika Avaratra dia mizara olana maro mitovy amin'ireo olom-pirenena any amin'ny tontolo an-dàlam-pivoarana. Misy mandrakariva ny fahantràna na dia manan-karena foana aza ireo tanin-dry zareo amin'ny harena an-kibon'ny tany. Mitatitra ny fifandirana farany momba ny harena ara-kibon'ny tany ireo mpitoraka blaogy
Etazonia: Naverina nodinihana indray ny fanambarana mikasika ny zon'ny vazimba
Niverina nandinika indray ny governemanta Amerikana ary mangataka ny fandraisan'anjaran'ny vahoaka mikasika ny Fanambaran'ny Firenena Mikambana mikasika ny Vahoaka Vazimba taorian'ny nandavany izany tamin'ny taona 2007.