Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Aogositra, 2016
Leson'ny Tsy Fahombiazana Tao Amin'ny MIT Nanampy Tamin'ny Fanomezana Ronono Vao Avy Noterena Ho an'ny Olona An-tapitrisany Tao India
"Ity programa ity dia miezaka manosika antsika hatoky fa tsy vao nivoaka isika ary hijery zavatra matetika amin'ny fomba tsotra dia tsotra na hanambony tena..."
Porto Riko: Ny Dikan'ny Medaly Volamena Olaimpika Azon'i Monica Puig
"Mihevitra aho fa nampiray firenena iray."
Ahoana Ny Fomba Hanazavan'ny Tantaran'ny Zika Ao Pôrtô Rikô Ny Fanjanahan'i Etazonia
Manohy miasa, mitia, mivelona, sy miady tsy amin'ny otrik'aretina Zika ihany ny olona fa amin'ny zavatra maro izay mandrava kokoa: ny 100 taona maherin'ny fanjanahan-tany sy ny voka-datsiny marobe.
Ataon'i Iran Lasibatra ny Sazy Amerikana Amin'ny Alalan'ny Fandrahonana ny Apple
Mandrahona handràra ny vokatra Apple rehetra i Tehran raha tsy mametraka birao ao an-toerana ny orinasa, nilaza ireo manampahaizana fa natao hamparefo ny sazy Amerikana mametra ny fitobaky ny fampiasam-bola ao Iran ankehitriny izany.
Politika Amerikana? Tsia, Misaotra. Voatabia Omena
Mampihomehy ny fiovan'ny fahatsapana tsiro.
Ayatollah Khomeini Maty 27 Taona Lasa Izay, Saingy Mbola Tian'ny Mpanolotsain'i Trump Hanameloka Ny Fanafihana Tao Nice
Niseho tao amin'ny Fox News, nilaza i Flynn hoe , “Tiako ny Imam, na i Khomeini, mba hijoro sy ho voatondro ary hiresaka momba ity endrika ideolojia radikaly any anatin'ny ràny ity "
Miozolmana Iray Mpitarika Fivavahana, Manazava Ny Atao Hoe Maha-Amerikàna Amin'izao Andro Izao
"Nitety nisolo tena ny Departemantam-panjakana aho [...] Mbola izaho no iray amin'ireo Miozolmana marobe eto amin'ity firenena ity notànana am-ponja, noraketina an-taratasy ny mombamomba azy ary narahana maso"