Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Oktobra, 2010
Tontolo: Iray Andro Eto An-Tany – 10.10.10
Ny tetikasa One Day on Earth project [Iray andro eto an-tany], izay andro iray ahafahan’ireo olona maneran’izao tontolo izao manao horonantsary, ary mandefa izany mba ho anisan’ireo horonantsary fanadihadiana sy fahalalàna maneho indray mipika ny toetoetran’ny olombelona.
Pakistan: Mijanona ho zava-miafina ny raharaha Dr. Aafia Siddiqui
“Ny vokatry ny fitsarana nataoko dia voaheloka higadra mandritra ny 86 taona i Dr. Siddiqui,” (noho ny saika namonoany manamboninahitra amerikana iray tany Afghanistan) hoy ny mpitsara Richard Berman, miasa...
Ekoatera : Mpitsara lalao baolina kitra taloha tratra nanondrana zava-mahadomelina tany Etazonia
Taitra sady gaga tamin'ny vaovao mahakasika ny anankiray amin'ny olom-pireneny ny vahoaka any Ekoatera : tamin'ny herinandro lasa teo, ilay mpitsara baolina kitra Byron Moreno Ruales no tratra tao amin'ny...
Manandratra ny resadresaka amin'ny Amerikana ny mpitoraka bilaogy Jordaniana
Nilaza ny mpitoraka bilaogy Jordaniana fa manohana ny resadresaka sy ny fandaminana, toy izay ny fanoherana tanteraka amin'ny famaliana ny tsy fahazoan'ny Amerikana tsara ny tena hevitry ny Silamo .