Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Mey, 2009
Haiti, U.S.A.: Fahatsiarovana an'i Môpera Jean-Juste
Miraradraraka ny fanehoam-pankasitrahan'ireo vondrona mpitoraka blaogy ho an'i Fr. Gérard Jean-Juste, pretra Haitiana Katolika fantatr'ireo mpakafy azy amin'ny maha-tompondakan'ny mahantra azy sy mpanohana mafana fo ny antoko pôlitika Fanmi Lavalas...
Tontolo: Arahaba nahatratra ny Fetin'ny Reny!
Felam-boninkazo tany Xela, Guatemala nalain’i Erik++ ao amin’ny Flickr Raha misy ny zavatra iombonan’ny olombelona rehetra, dia ny hoe samy manana reny daholo isika rehetra. Ary amin’ny faritra maro eran-tany...
Volavolan-dalàna vaovao hanaraha-maso ny orinasa mpitrandraka amerikana any RDC
Manoratra ny momba ny volavolan-dalàna vaovao naroso tao amin'ny antenimieran-doholona Amerikana hanamafisana ny fanaraha-maso ny orinasa mpitrandraka harena an-kibon'ny tany ananan'ny Amerikana tombotsoa ao amin'ny Repoblika Demaokratikan'i Kôngô ny mpamaham-bolongana...
Korea: Zavatra maro mety hanaitra anao any Amerika Avaratra
Namoaka hafatra mavesa-danja ny mpikirakira aterineto iray momba ireo zavatra 22 manaitra avy hatrany rahal’ho any Etazonia. Mahaliana ihany ny mahita hoe nahona ireo zavatra izay heverina no voajanahary ao...