· Febroary, 2018

Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Febroary, 2018

Japana: Mahazo Fanohanana Avy Amin'ny Tanàna Japoney i Obama

  28 Febroary 2018

Mitombo ny fientanam-po anatinà tanànan'ny mpanjono matoritory ao amorontsirak'i Japana. Nahazo jery tsy mahazatra ny tanànan'i Obama, izay midika hoe "morontsiraka kely" amin'ny teny Japoney, noho ny fifanojoan'ny anarany amin'ny anaranà mpifaninana iray ho filoham-pirenena Amerikana.