Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Desambra, 2009
Ala mitentina $460 000 isan'andro no potika eto Madagasikara
Raha manatrika vovonana iraisam-pirenena karakarain'ny Firenena Mikambana momba ny toetr'andro any Copenhagen ny firenen-drehetra dia Madagascar, nahapotika sahady ny 90%n'ny ala voajanahariny i Madagasikara, ary mbola iharan'ny fanondranana hazoala an-tsokosoko...