Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Febroary, 2016
Dia Mankaiza ireo Vola Maloto Giazan'ny Polisy Ao Meksika, Ao Kolombia sy Etazonia?
Lasa inona ny volan'ireo mpikirakira zava-mahadomelina rehefa voasambotra ry zareo ?
Voafitaka Ve Ny Praiminisitr'i Kyrgyzstan ?
"Rehefa manana fotoana malalaka aho dia mamaky teny momba anao sy mianatra ny hahatonga ahy ho manam-pahombiazana."
Nianiana Ny Tsy Hiverina Intsony Ilay Kiobàna iray Nanova Taovam-pananahana Ho Vehivavy Nifonja Indray Mandeha Tany Kiobà,
Tato ho ato, mora ny fivezivezen eo anelanelan'i Etazonia sy Kiobà, fa misy ireo Kiobàna sasany tsy manana tombontsoa amin'ny hiverenana any amin'ny tanindrazany.
Faha-50 Taonan'ny Nidabohan'ireo Baomba Nokleary Amerikàna Tao Espaina
Ny 17 Janoary lasa teo, nankalazaina ny faha-50 taonan'ny tranga iray tsy dia misy mahafantatra loatra ivelan'i Espaina.
Antsasa-Potoana Izao eto Rosia
Amin'izao fihintsanan'ny vidin-tsolika sy ny fitontonan'ny toekaren'i Rosia mankany amin'ny fotoan-tsarotra izao, dia mitodika any amin'ny paikadin'ny indostria azo antoka indrindra ny paikadimbarotry ny mpanangana fiara vaovao rosiana AvtoVAZ: fiantsoana ny mpanjifa hampiasa ny fitiavan-tanindrazana.