Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Febroary, 2010
Hoy ny mpamahambolongana Amerikana momba ny fangalaran-jaza kamboty Haisiana
Raha eo andalam-panarenana sy fanorenana i Haiti, dia misy indray ny fanahiana ny mikasika ny kilonga indrindra moa fa ny kamboty. Efa maro ny tatitra momba fitadiavan'ireo mpanondran-jaza mitady kilonga...