Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2021

Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Avrily, 2021

Ho an'ilay mpikatroka Latina, “mahery” no voambolana ilaintsika fa tsy hoe “miangana”

Te hahita ny hoavy izay ifantohan'ny fahaiza-mitariky ny vehivavy aho, ka ny hevitra mitarika "miaraka" fa tsy "avy eo ambony" no ho lasa fenitra fa tsy fanavahana.