Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Jona, 2008

Libanona: Fitsidihana tampoka nataon’i Condoleezza Rice

Ny Alatsinainy16 jona lasa teo, ny Sekreteram-panjakana Amerikana Condoleezza Rice dia nivahiny tampoka ora dimy tao Libanona. Nanambara izy ny fanohanan’ny governemantany ny filoha Libaney vao lany tsy ela akory izay, sy ny governemanta Libaney, ny mpitondra tenin’ny parlemanta ary ny rafitra demokratika ao amin’ity firenena ity. Nandritry ny ady...

Trinite sy Tobago: Onjam-piovana?

Puerto Rico, U.S.A.: Mainty & Fotsy

Gil the Jenius dia mihevitra fa tokony haka lesona iray na roa amin’ny zava-bitan’i Barack Obama i Puerto Rico : “Ekena fa misy fanavaham-bolon-koditra ao Puerto Rico. Ekena fa misy fiantraikany eo amin’ny resaka politika izany. Nefa raha hilaza ianao fa tsy mampaninona izany, na hoe tsy misy fotsiny izao,...

Pôrtô Rikô – USA: Eritereto tokoa hoe ity resaka ity