Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Septambra, 2016
Ny Herinandro Teto Amin'ny Global Voices Podcast: Izahay, Vahoaka
Amin'ity herinandro ity, mitafa amin'ireo mpiaramiasa aminay izahay: Elizabeth Rivera, Giovanna Salazar sy Juan Tadeo momba ny fahasorenan'ny vahoaka amin'ny politika ao Meksika
Manohana ny Lalàna Mandràra ny Fanalan-jaza Ny Mpanao Lalàna Poloney, Lalàna Lazain'ny Mpitsikera Fa “Afobe Ho An'ny Vehivavy”
Mitohy ny hetsika "Fihetsiketsehana Mainty" ao Polonina, izay manohitra ny volavolan-dalàna mandrara ny fanalan-jaza ary mety hampiditra am-ponja ny vehivavy manala zaza sy ny dokotera manatontosa ny fanalan-jaza.
Totem Mampifandray Ny Fanoheran'ireo Teratany Ny Solika Fôsily Any Amerika Avaratra
"Mila mampahafantatra azy ireo izahay hoe tsy afaka ny hanao izao amin'ny vahoaka, ny rano, ny tany, ary ireo taranaka any aoriana, izy ireo amin'ny anaran'ireo tombotsoany."
WikiLeaks: Mivadika Ôrera
Na amin'ny lasibatry ny fanolanana na amin'ny famoahana ny anaran'ireo antoko demaokraty, lasa mirona amin'ny fampahafantarana manokana mety hanohintohina ireo olon-tsotra ny famoahana tsiambaratelo ataon'ny WikiLeaks ankehitriny.
Mpanao Sary Hosodoko Amin'ny Rindrina iray No Manao Sarinà Ahidratsy Erantany Mba Hisolo Tena Ny Sisim-piarahamonina
"Tsy manao sary hosodoko mihantahanta toy ny an'ireo fanoharana zavamaniry kelin'ireo ramamabe aho,''
Donald Trump Tao Meksika: Tsy Nankasitrahan'ny Meksikana Ny Fitsidihana
"Peña Nieto a raté l'occasion de mettre Trump au pied du mur, confortant ainsi son image de leader sans force de caractère." "Tsy nahazo ny fahafahana hitondra an'iTrump eny amin'ny manda i Peña Nieto, vao maika nanamafy ny maha-mpitarika azy tsy manam-panahy."