Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Jona, 2011
Ny mpiara-manorina ny Global Voices no hitarika ny Ivotoerana ho amin'ny Media Sivika ao amin'ny MIT
Mpiara-manorina ny Global Voices sady sakaiza hatry ny ela ao amin'ny Anjerimanontolon'i Harvard ao amin'ny Berkman Center for Internet and Society [Ivotoerana Berkman ho amin'ny Aterineto sy ny Fiarahamonina], notendrena ho Talen'ny Ivotoerana ho amin'ny Media Sivika ao amin'ny MIT i Ethan Zuckerman ary mpikaroka voalohany ao amin'ny Media Lab...
Etazonia: Bilaogy Handinihana Indray Ny Tontolo Hispanika
Ao New York, ny tanàna tena Latino-Amerikana kokoa amin'ireo rehetra any Amerika, [es] araka ny fanambaran'i Claudio Iván Remeseira, dia tsapa ny firoborobon'ny kolotsaina sy zavakanto Espaniola". Tafaresaka tamin'io mpanao gazety fanta-daza sy mpitsikera ara-kolotsaina io ny Global Voices tao amin'ny bilaoginy Tetikasa Hipanika ao New York: (Tetikasa Tontolo miteny...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...