Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Septambra, 2017
‘Mpifindra Monina, Vitanay Ny Asa’ Lahatsary Mozika Manasongadina Ny Tsy Rariny Ao Etazonia Sy Any Ivelany
Mampiseho sarangan'ny mpiasa tsy raharahiana monina ao anaty aloka sy matetika iharan'ny heloka an'ady, herisetran'ny polisy, fanandevozana, herisetra manohitra ny fifindramonina sy fahafatesana tsy amin'ny antony ny hira sy lahatsary.
Ny Krizy Nokleary Iraniàna
Raha manao izany ry zareo, dia io no ho fiandohan'ny Ady Lehibe Fahatelo
Rakipeo Global Voices – Antsafa Niarahana Tamin'i Lisa Goldman, Bilaogera Monina Any Tel Aviv
Niala tao Canada nankany Tel Aviv, Israely i Lisa Goldman, taona vitsivitsy lasa izay. Mpandray anjara tsy tapaka ato amin'ny Global Voices i Lisa ary mamahana bilaogy momba ny fiainana ao Isiraely ao amin'ny On the Face.
Ny Loza Mitatao Raha Mihevitra Hetsika Miaramila Hamelezana An'i Korea Avaratra
"Izay rehetra firenena mihevitra fanafihana iray hatao amin'i Korea Avaratra dia tsy maintsy miatrika ny fanontaniana hoe 'iza no namadika an'i RPDC ho lasa faritra faikany sy mania tahaka izao."
Madagasikara: Fiarahamonina, Maha-izy Azy Ary Ny Zanaka Ampielezana Malagasy
“Feno fomba fijery ratsy mikasika ireo Gasy mipetraka any Andafy manerana ny tranonkala sy ny tontolom-bolongana, tsy andeha hiverina haka indray ireo hevitra nalaina tany an-kafa aho, fa amin'ny ankapobeny, iombonako hevitra ilay hoe rehefa tsy manana zavatra tsara ho lazaina isika, aleho lavitra mangina..."
Etazonia: Manahy Amin'ny Fifandraisan'i Armenia Sy Iràna
Na any aminà “firenena kely” iray aza, mba te-hiaina finaritra ny olona, saingy noho ireo tsindry iraisam-pirenena rehetra mianjady ....tsy misy azontsika atao, afa-tsy ny mijery ny firenentsika hozongozonina miankavia miankavanana... raha tsy hoe misy zavatra tokony hatao angaha?
Ireo Biloagera Miteny Frantsay Miresaka Ny Oscars Sy Ny Césars
Tsy isalasalàna fa misy zavatra mitranga amin'izao fotoana ao Hollywood tato anatin'ny taona vitsivitsy : mitodika misimisy kokoa mankany Afrika ny mason'ireo mpamokatra.
Mankalaza Ny Phagwah Ny Tontolon'ny Bilaogy Karaibeana
Any Karaiba, fantatra kokoa amin'ny anarany Bhojpuri hoe Phagwah ny fetiben'ny lohataona Haindò ao Holi . Nankalaza ny Phagwah ny Haindò any Karaiba, sy ny tsy Haindò tahaka ny Caribbean Free Radio izay nandray anjara tamin'ny fety ihany koa.
Fanavakavaham-Bolonkoditra, Misy fa tsy Resahina ao amin'ny Vondrom-Piarahamonina Latinô ao Etazonia
"Tsy mpanavakavaka aho fa Latinô" no heverina ho teny tarigetra anafenan'ny Latinô ao Etazonia ny fitsaratsaram-poana ataony."